Ireo fandrindram-piterahana misy eto Madagasikara

Ny fandrindram-piterahana dia ireo fomba entina hanakanana ny fitoe-jaza noho ny firaisana ara-nofo.

Misy karazany maro ny fanabeazana aizana, misy ny natokana ho an’ny lehilahy ary misy ny natokana ho an’ny vehivany.

Inona avy ireo karana fandrindram-piterahana misy ?

Misy karazany telo ny fandrindram-piterahana :

  • Fandrindram-piterahana ara-boajanahary
  • Fandrindram-piterahana mampiasa fitaovana
  • Fandrindram-piterahana amin’ny alalan’ny tsindrona na fanafody

Tsy natao ho an’ny vehivavy ihany ny fandrindram-piterahana, fa efa misy ihany koa ny natokana ho an’ny lehilahy.

Ireo fandrindram-piterahana natokana ho an’i vehivavy

Ireo fomba fandrindram-piterahana natao ho an’ny lehilahy

Tsy natao ho an’ny vehivavy irery ihany anefa ny fanabeazana aizana, fa misy ihany ko ireo natokana ho an’ny lehilahy.

Azo sokajiana ho roa izy ireo :

Fomba raikitra

  • Famatorana na fanapahany ny làlany tsirinaina na « Vasectomie ».

Fomba tsy maharitra

  • Fampiasana kapoty
  • « Retrait »